Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 12h21
 

Répondre à un commentaire

8 décembre 2017 à 10:39 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Solo no nandrasana nefa tsy hita hatramin’izao, koa atao ahoana ary e ! izay ho solony indray ary handrasana dia ho hita eo. Efa hifarana ary ve izany ilay hoe « gouvernement de combat » ? Fa ady tamin’iza ary e ?

« Tongolo maty taho, ka be fofona amin’ny tany »

« Sobiky rindra notampenan-kerana, ka ny azy fanahy iniany »

« Sabora raiki-molaly, na manitra aza mangidy »

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS