Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 12h30
 

Répondre à un commentaire

30 novembre 2017 à 10:54 | Ibalitakely (#9342)

Izao no tsara ho fantatra ny be & ny maro, indrindra na ianareo mpanao gazety na ianareo ao @ fiarahamonim-pirenena na ianareo manam-pahaizana/mpandalina pôlitika, aza tia mampinana amam-bolony & mamahan-dalitra VAHOAKA intsony MBA AHAIZANY MIFIDY TSARA fa efa hitan-tsika INY NY MIFIDIFIDY FAHATANY. →→→→ samy manana zanaka & taranaka [TANINJANAKA ≠ TANINDRAZANA] ka tokony mitsinjo izany DAHOLO. Mahagaga tanteraka ilay filazan’ny sasany hoe « ny pesta tsy maintsy misy isan-taona …, fa nahoana ?? », dia ho toy izany ko ave hoe « ny krizy tsy maintsy mitranga foana isaky ny 10 taona … », fa nahoana ??, satria ampirisihina ifidy fahatany foana ny vahoaka. TOMPON’ANDRAIKITRA IANAREO IREO.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS