Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

15 novembre 2017 à 10:22 | Ibalitakely (#9342)

Raha ny momba ny tsy fahatongavan’ny depiote sasany ivory ara-potoana, ARA-POTOANA, dia mahagaga. Toa sady tsy nofidiam-bahoaka ve no tsy volam-bahoaka ihany koa no andraisany karama. Tokony tahaka ireny zaza mpianatra nivangabao ireny mitondra ray aman-dreny vao mahazo miverina miditra an-tsekoly, izany hoe raha tsy nisy fialan-tsiny na antony voasoratra mazava azo ekena tsy nipoirany dia haterin’ny vahoaka avy any @ faritra nifidy azy izy izay vao mahazo miverina ao Tsimbazaza indray. Ny sasany aza moa ilaozany miady aman’olona any Soanierana Ivongo, tsy momba raharaham-pirenena fa raharaha azy manokana, fa tsy nanangona izay ilain’ny vahoaka ho atolotra @ fivoriana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS