Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 07h09
 

Répondre à un commentaire

13 novembre 2017 à 16:18 | Ibalitakely (#9342)

Fa maninona ohatra raha tsy mampitombo vola [io aza tokony analàna] laniana amin’izany, ka ny pôlisy & zandary rehetra mpiandry andri-mpanjakany, ireto ngetroka be dia be & ny orinasa isan-karazany no alefa mampandry tany [na an-tsaha na an-tanàna] araka ny tena asany dia ny miaramila no asaina miambina iretsy aloha iretsy.Tsy mihino fiovana amin’izany ny vahoaka Malagasy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS