Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 04h29
 

Répondre à un commentaire

16 septembre 2017 à 17:47 | valoha (#7124)

Raha mijery madio dia hafa ny mpampianatra FRAM raisina ho mpiasam-panjakana(na ihany koa mpiasam-bahoaka) sy ny FRAM nomena fifanarahana ara-asa(contrat de travail !). Sasanangy roa samy manana ny azy ireo ! Koa, aoka hazava sao lasa propagandy mialohan-taona fotsiny ihany izy ity ! Ary mba nisy ve fifampiresahana t@ ny Antenimierendohaolona sy Antenimierambahoaka ny @ ny fahitana loharanom-bola handoavana ny karaman’ireto mpampianatra vao noraisina, miampy ny efa eo ireto ? Sa dia peta-toko toa ny teo aloha hatrany no mitohy ? Tsy misy maha ratsy ny fandraisana mpampianatra FRAM mihintsy, fa kosa, aoka mba ho mangarahara sy tsy ho lasibatra fotsiny ihany izy ireo. Sao toa ny ’afo mololo’ fotsiny ihany indray avy eo ! Avy eo, afaka taona vitsy, hanao girevy hitaky karamsa,sns...indray !!!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS