Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 13h41
 

Répondre à un commentaire

16 septembre 2017 à 18:07 | valoha (#7124)

Enga anie ka mba hadio sy hilamina ity fifidianana ho avy ity, raha hiisy izany ! Mba tsy hampikorontana antsika samy Malagasy lava eto. Efa tsy hiisy ny mpanaramaso iraisam-pirenena, samy taina samy taina ! Tsa hiisy koa ny ’ni-ni’ ! Mba tsy hisy ny hala-bato, hosoka, fanerena isan-karazany mivantana na an-kolaka toa ny fifidianana rehetra nisy tany aloha,sns...Ny CENI dia rafitra napetrak’izao fitondrana izao ! Tsy azo antoka fa hiasa ho an’i Gasikara tsy mialon-jafy ! Moa ny peta-toko @Ny Fifampihavanana dia tsy misy valaka @izany ihany koa - ny filoha ankehitriny no nifidy sy nanolotra ny mpikambana ao avy @ ny lafivalon’Ny Nosy - mazava ho azy fa tsy maintsy hiandany @ ity fitondrana ity ny asa rehetra ao ! Etsy an-kilany - ny loharanom-bola rehetra hihodina ao @ ireo dia tsy mangarahara, tsy n/misy resaka tao @ ny Antenimierampirenena, izay tokony nampahalalana ny solombavambahoaka isany avy @ ny Faritra rehetra ! Sa paiso sy biriky avy izy ireo ka tsy mila izany ?!!!? Ny fijery azy ity dia korontana lava noho ny tahoatry ny mpitondra ankehitriny ho very fahefana, angaha ! Izao ho kitihana koa ny Lalampanorenana mba hitombona tsara @ ny sezany indray ny filoha ankehitriny avy eo(modely Torkia-n’i Erdogan). Hifidy tsy sazoka Ra-Malagasy tsy mahay taratasy handany ny fanitsiana ny Lalampanorenana ! Iza no tantsaha /mpanjono / mpiasa madinika hamaky izany Lalampanorenana ho voahitsy izany ? Ny dahalo mamely, ny fiainana sarotra, ny pesta mamono olo, ny vono-olo manelika ny lafivalon’Ny Nosy ! Ho sarotsy izy ity ry zalahy e ! Hifamono lava eto isika ! Ho lany andro hihomehezan’ny any ivelany !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS