Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h13
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2017 à 10:57 | ratiarivelo (#131)

Ary dia visavisao tsara ihany koa aloha ny LAHATSORATR’ i NDIMBY !! Mazava ve ?? Torak’izany ihany koa ny an’ i MATORIANDRO . Mazava angamba izay RAFOTSY Isandra avy any Ikalamavony (izao no vokany rehefa mifidy : VONGANy......!!) Mba dinio @ny fo tsy miangatra ihany koa ireny VOLAZANY i Pety RAKOTONIANA t@ny herinandro lasa tao @ny TV-PLUS : fitondrana dahalo ny misy hoy INGAHIRAINY avy ao Ikalamavony ! MAZAVA ve RAFOTSY O ??? Samy tsara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS