Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 10h32
 

Répondre à un commentaire

14 septembre 2017 à 01:05 | Antony (#9838)

Tsy nianatra ny mikasika ny fanaovana budget aho fa mba mahalala kosa ny fitatanana ny vola ao an-tokan-trano. Avy aiza ny vola fanampiny ? Ny an’ny ministeran’inona no ahena ? Sa élastique kosa ny volam-panjakana ? Ka raha izany, aoka tsy ny ho an’ny mpitandro ny filaminana ihany no akarina fa ny an’ny rehetra mihitsy. Raha ampitomboina ve ny isan’ny mpitandro ny filaminana dia mety mihena ve izany ny isan’ny dahalo ? (tsy miteniteny foana aho e ?)
Ampy kosa ny isan’ny mpitandro ny filaminana e ! Manamboninahitra Jeneraly efa ho firy ireo ve dia na dia ny iray fotsiny no mitari-tafika hiady amin’ny dahalo tsy efa ampy !
Sa mety misy dahalo manana grady... dia mety hifandanja ny hery ka ho sarotra ny famahana ny olana ? Izaho kosa mihevitra hoe mahay noho ny dahalo ny mpitandro ny filaminana e !
Maninona raha ny efa eo no atao tsaratsara ny indemnité-ny rehefa miady amin’ny dahalo ? amin’izay mba mandrapahavitan’ny mission ny fanjakana no miditra fatiantoka toy izay mandava-taona.
Eny e, olona manam-pahaizana ny mpitondra antsika ka tsy efa nodinihiny ve izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS