Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h59
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2017 à 08:30 | I MATORIANDRO (#6033)

Aoka isika hivavaka !!!

Tompo o !

Mafy tokoa ny manjo ny Malagasy maro tsy andrenivohitra tsy ambanivohitra @zao fotoana ny @ afotsik’reto Malagasy mitovy aminay izay ihany ny @ fandrobana, famonoana, fametavetana ; mivavaka aminao izahay, enga anie ka mba ho ireo mpanompo tsy mahavita ny asany sy ny fianakaviany na ireo mpiray tendro aminy indray no tena ataon’reto mpandrava reto mahazo ny anjarany @zay ngamba ry zareo mpampanofa fitaovana ireo tsy valahara reo vao tena hiasa tsara sy hiasa mafy ! Tsy mahay mivavaka izahay fa izay no mba ventsoventso ao amponay ! Mamindra fo aminay Tompo o !
Amen !

Samia velonaina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS