Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2017 à 15:51 | katibo (#9077)

hiaraka hahita isika amin’ny fifidianana 2019. Hisy voatsipika ny iray amin’i ravalo sy rajoel. Sao dia mihevitra ny hvm ho nandra ary isika. Mipetrapetraka ny ekipa août amin’ny « gouvernement » ho an’ny fanomanana fifidianana. Efa mitokana zavabita ny mpitondra satria 3 taona mahery no niasa. Angamba te hiteny ihany rajoel fa mbola ao ilay « pression » avy any ivelany na dia efa mamokovoko mafy aza ireo ekipany eto antanana. raha ny momba andravalo, NY namany gasy lasa nody any andafy, efa tsy maharaka ny zavamisy eto. Tsy sarotra ho an’ny hvm ny maka fahefana na tsy rajao intsony ary no ho « candidat » eo. Ratsiraka sy ravalo samy lany indroa, tsy voatery ho mamimbahoaka. Ny famrenana NY teo aloha mety ho sarotra ihany satria samy efa maloto tanana avokoa na niditra na nivoaka. Tsy maintsy hisy ny savorovoro vao tafaverina ireo satria NY mpanolotsainy dia tsy novainy fa NY nahazatra hatramin’izay ihany. ankoatra izany, efa tsy lafrantsa intsony izao no eto. Mandehana midi à en y ifotony fa NY sinoa no mifehy ny toekarena eto ankehitriny na andrenivohitra na ambanivohitra. efa manomboka miditra ihany NY tandrefana amin’ny alalan’ny ONG samihafa izay hita fa tsy misy fiantraikany eo amin’ny fiainan’ny gasy akory.
noho izany, mety hifanaraka ny tatsinanana sy ny tandrefana ny met y hisian’ny fiaraha-manambaka anay gasy. izay mety ho lasa filoha eo amin’ny fifidianana 2019 dia inoana marimarina fa « quota » njareo. singaniko eto rajoel satria tsy lanin’ny vavonin’ny tandrefana.....
Samia velon’aina aby

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS