Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h33
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2017 à 15:23 | Ibalitakely (#9342)

Matoa na ny foza1 izay tsy sahy namela tsotra izao an-dRa8 nody teo Madagasikara dia nanagadra azy rehefa tonga teny Ivato izy ohatra [ny vadiny & ny vinanto vaviny aza moa tamin’ireny fotoana ireny natao raok’alika teny amin’io seranana io ihany], na ny foza 2 izay sady mody tsy nahafantatra ny fahatongavany teto no mody nalefa tany Antsiranana niaraka t@ Jean Marc KOUMBA & mpiasan’ny ACM efa-dahy [aiza tokoa ry zalahy ireo izao ??], satria hitany fa mbola mamim-bahoaka dia atahorany. Ny antony mody nanasaziana azy rahateo tsy misy mitombona & hivoaka daholo ny marina rehetra @ izany fampiavanam-pirenena izany, dia izay no mahatonga ny sasany mihezaka mafy mba tsy ahatafavohaka izany resaka izany. Fa na izany na tsy izany tsy mankatoa ny filatsahan’i Ra8 indray raha izaho noho ny voalavo be loatra ... ao an-kibon’ny sasany [be loatra koa ny nahazo tombon-tsoa miompapana t@ iny 2009 iny izay tsy maintsy hanao « hena eny am-pelatanan-tsaka hoy ilay boaikely iray izay !! »] →→→→ ka hitondra hatrany hatrany ny firenena ao anaty kirontana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS