Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 18h52
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2017 à 09:08 | I MATORIANDRO (#6033)

Mampitovy zahatra amam-dakana ny mpanoratra !!!

Nahoana no ilazana fa mitovy ny tsy fitiavan’ny olona an’dry heridegany vy miaina sy Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA.

Raha ny fahatsapako @ maso tsy miangatra dia atao izay hampalemy ty farany kanefa...(Avelako eo aloha iny)

Tokony ho ny fikasana hanova lalam-panorenana ataon’dry heridegany vy miaina izay toa sahy tsy sahy zao no loha-hevitra aposaky ny mpanoratra eto @zay mivovo be tsara r’inandra sy ny bibis !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS