Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 10h23
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2017 à 14:55 | Ibalitakely (#9342)

Izao no tsara ho tadidy : misy elanelany be dia be ny vahoaka misy atokona & ny tena mafy ady ; misy elanelany be dia be ny an-tanàn-dehibe & ny ambanivolo. Ka raha ny mponina any @ « quartiers résidentiels » ohatra tsy ahatsapa velively ny mahazo ny mponina anaty trano bongo na trano barika na trano pilastika. Raha maka ohatra vao aingana itsika dia ny any @ dezaka tsary misy tafo & dabilio ny sekoly nefa ny sasany efa miresaka izany « numérique » izany. Ka raha resaka fahasalamana ve mifankaiza @ izany rehetra izany ny fandehany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS