Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h10
 

Répondre à un commentaire

7 septembre 2017 à 15:26 | Antony (#9838)

norm kosa ’zany e, ra’ nifanaraka tamin’ny lohany kosa ary ve io constitution io tsy efa notanterahiny.
noho io ihany anie no tsy nahafahany nanao izay tokony (sa tiany ?) ho nataony e !
Dia izao io, na tia ka hano, na tsy tia ka hano.

Ô ry vahoaka a ! taona zina indray iny 2018 iny fa araraoty ! manaova fety ! mihinana ! mifalia !
4 taona manaraka koa mosarena ! tsy efa mahazatra ve e !

fa ianareo nampifidy azy sy ianareo nifidy azy hoy aho toa tsy miteny mihitsy e !
Mba te hanala azy fotsiny koa aho fa na iza na iza tonga eo dia vao mainka aza hiharatsy ny toe-draharaha...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS