Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h10
 

Répondre à un commentaire

3 septembre 2017 à 20:09 | lanja (#4980)

Ity fiantsona ny vahiny hitrandraka ny harena ankibon ny tany ity dia endrika iray mampiseho fa olona baikon ny vahiny tanteraka ny mpitondra eto, tsy misy tahotra sy henatra intsony fa dia manao varoboba ny harena, 1% na 2% @ vokatra no miverina ho an ny firenena, ary @ io dia mbola miankina @ fanambarana ny vokatra , izay misitery , tsy misy mangarahara , satria isika tsy mbola afaka mitrandraka , dia aleo omena ny vahiny toy izay avela ho an ny taranaka, be ny matinkarena sy fitiavantena , tsipazan ny sasany taolana dia ny harempirenena mihitsy no omena robain ’ny hafa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS