Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 16h24
 

Répondre à un commentaire

31 août 2017 à 17:44 | I MATORIANDRO (#6033)

Ny fomba fiasan’ty fitondrana heri(...) vy miaina (hvm) izay natsangan’i domelina tao anaty hala-bato bevata ty mihitsy no tena tsy alehany na de hoe atao fihatsarambelatsihy aza.

Ngamba tsy tao ndray i ramboadia izay misora-tena ho mpanolo-tsaina reto olona lelafiny reto na ahoana ???

Tsapa fa tena tsy hanao na inona na inona mihintsy ty fitondrana ty @ famahana ty resaka jiro ty ary tena tsy iasan-dry zareo saina mihintsy na mirehitra zany jiro zany na tsy mirehitra !!!

Inona zao no tsy naha-teo ireo mpanompo maromaro voakasika mivantana na an-kolaka mahakasika ty resaka jiro ty ? ( pm, angovo, mponina,teti-pivoarana, vola, fahasalamana, rano, serasera...)

Tena resaka tsotra marketing tokony ahazoana rariny sahala @zany aza tsy voafehy fa ilaozana manao fanenjika sy fangala-piery @ Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA eraky ny tanana fotsiny !

Na zany aza :

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS