Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 08h46
 

Répondre à un commentaire

31 août 2017 à 14:49 | Ibalitakely (#9342)

Mba misy tsy dia mazava loatra amiko :
-  Ireo siny goavam-be efatra @ 750 m3 ireo ve efa teo sa zavatra vao namboarina ??
-  “... gérée par une société turque ...” : @ fomba ahoana no nahatonga ny toe-javatra tahaka izany, nisy avis d’appel d’offres pour une gérance na ny toy izany ve & dia orinasa vahiny no nahazo azy sa ahoana ??
-  Raha ny fahita ilay lel’afo [fahitalavitra] dia toa tery ambonin’ilay siny goavam-be [havo 15 metatra any ho any] nirehitra, ka teny ambony teny ve ireo maty & naratra, dia avy eo ireo fitaovana fanaovana “soudure” koa tety an-tany sa tany ambony tany no tazan’ireo mpamono afo ?? Dia samy miandry ny valin’ny fanadiadiana … raha hisy. Betsaka ihany mantsy izay hoe miandry ny tohin’ny fikarohana & fanadiadiana izay fa « à la roche enceinte » djiaby.
-  Fa ry zalahy JIRAMA koa ve izany efa mampiasa io fuel lourd io sa karakory, dia toa tsy misy resaka mangarahara mihintsy eto an-tanàna izany an !! Eny e, tia ifidy azy eo moa ka ho be menomeno va ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS