Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h50
 

Répondre à un commentaire

1er septembre 2017 à 14:41 | Ibalitakely (#9342)

Ankohatra ny fikatonana ve tsy tokony misy sazy hafa. Izany koa mantsy no mahatonga gaboraraka be loatra eto satria be ny manao ny tsy mety ohatra dia raofina fotsiny [entana lany daty] dia tsy henatra tsy tahotra fa mety mbola hamerina ihany na récidivistes ireo olona efa tratra. Matoa sekoly tsy ara-dalàna dia mamahan-dalitra & mampinana amam-bolony zana-bahoaka & indrindra ny firenena. Sa kosa efa tafiditra ao @ fampihavanam-pirenena koa izany resaka izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS