Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h13
 

Répondre à un commentaire

30 août 2017 à 14:10 | Antony (#9838)

Mety izany fa izao, ahoana no fomba tsy hananany fahefana hanongana na haninana ny fahefana mahefa na ho eo ambany fitantanan’ny fitondrana ?
Teksta sahala amin’ny ahoana no ijoroany ?
Raha mbola ny fanjakana, ohatra, no mamatsy vola hampandehanana azy dia mbola ho eo ambany vahoan’ny mpitondra izy. Noho izany, mila manao ilay kitapo isan-dahy moa no fiteny azy, amin’izay tonga dia ny vahoaka mivantana no miahy azy. Manao tatitra mivantana amin’ny vahoaka izy amin’izay ataony rehetra.
Fa izao, hiainga amin’izay ry be kajy rehetra avy eo dia handrefy hoe hatraiza no itiavan’ny vahoaka azy.
Efa fifidianana mialoha ny fotoana ho azy io.
Mila mandinika tsara aloha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS