Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

29 août 2017 à 11:55 | Ibalitakely (#9342)

Mahagaga fa raha ny 4 taona nitondrany, efa fantany rahateo fony izy tao anaty governetenamanta tAtezamihitatra & fony izy nanao fampielezan-kevitra 2013 io resaka tsy fandriam-pahalemana misy eto io, i RHM tsy nisy tetikasa-fanantaterahana-vokatra azo tsapain-tànana momba ny ady @ tsy fandriam-pahalemana. Dia izao mbola ilaozany manaraka an-dRa8 etsy & eroa [Antsiranana, Morondava,…]. & tsy izany fisehosehoana izany koa fa mizara akanjo ho an’ny zazavao no ilaina azy [RHM] fa ny mamory tsy misy hatak’andro ny ngetroka rehetra ao @ foloalindahy [miaramila-zandary-pôlisy,+ ny pôlisin’ala !!] dia lasa miaraka amin’ireo mitondra ny bebaoty rehetra mandeha mizaha ny dahalo rehetra miafina anaty zohy tsy tafiditry ny mpitandro filamina hatramin’izao. Indrindra ka ireo hélicos 8 novidiana t@ 2012 asaina manampy. Fa ny zavatra fantatra dia i RHM tsy tia mamerina ilay teny hoe “telo volana fotsiny” dia i SMO indray no nasainy niteny azy [voice of his master].

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS