Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 14h14
 

Répondre à un commentaire

28 août 2017 à 16:22 | Ibalitakely (#9342)

@ Malagasy 22 000 000 mahery tokoa ve dia tsy misy hafa tsy izany RAMANANTSOA Ramarcel Benjamina & ny forongony ihany no mba azo atao minisitra ?? & na @ io fampihavanana io koa aza tokony ho olona sady tsy an’ny atsy no tsy an’ny aroa fa dia feno olona fantatra ohatra fa AREMA toa any ry Mohajy Akram, ry Redia Aubry sns. Izany hoe ny natao ho ampihavanina izany no hampihavana. Fa na io RHM io izay sady mpitondra tao anaty tAtezamihitatra [minisitry ny teti-bola] no natolotry ny mpanongana t@ 2013 teo iny ve tsy tokony ho anisan’ny ampihananina. Dia hanantena inona ireto Malagasy toa miandry fotsiny « suite de l’épisode » ireto ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS