Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 01h43
 

Répondre à un commentaire

28 août 2017 à 10:22 | I MATORIANDRO (#6033)

Inona no konokonona tian-dry heri(...) vy miaina atao ???!!!

Mamita-tena nefa ry heri(...) vy miaina raha ireto olona avy @ mts reto no ianteherany atao lafika ahazoana vato indrindra indrindra fa ny aty Toamasina !!!

Efa tsy to-teny eto Toamasina loatra intsony reto farany reto. Zaho tsy miteny hoe tsy manana olona maro eto ry zareo fa raha ireo no atao paik’ady ahazoana fitondrana indray dia diso paika ihany ry heri(...) vy miaina !

Mahagaga ihany koa ny nanesorana an’le mpanompo kots taty Toamasina kanefa dia le olona iny no mba isan’ny mahafehy ny bodongerona @zay rehetra tian’ty fitondrana hafahafa ty atao !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS