Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

27 août 2017 à 13:45 | Antony (#9838)

Fa inona no tsy milamina e ? Ny rafitra sa ny olona ? sa izy 2 ?
Fa angaha tsy efa lalàm-panorenana manara-penitra sady neken’ny besinimaro indray io napetraka io ?
Fa angaha ny Filoha izay natolotra tamin’ny 2013 tsy olona afaka manatanteraka azy amin’ny antsakany sy andavany ka azo itokisana ?
Izaho aloha tsy hanome tsiny ny Filoha hajaina ankehitriny satria raha tsy nisy ny teo aloha tsy hino mihitsy aho hoe mba isan’ny nilatsaka ho filoham-pirenena izy. Mila fahavononana izany fa tsy eo vao hanao « improvisation ». Izay nanolotra azy no tena tsy mazava amiko ny eritreriny.
Sa ve hoe fantatra fa na iza na iza natolotra teo dia tsy maintsy ho lany foana ?
Sa tsy nieritreritra indray hoe ao aorian’ny tetezamita dia tokony hisy ny fitondrana ara-dalàna toy ny tsy nieritreretana ilay hoe miaina krizy eran-tany fa ny hanongana aloha no zava-dehibe ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS