Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h10
 

Répondre à un commentaire

25 août 2017 à 11:22 | lanja (#4980)

Marina fa samy tompon andraikitra daholo, fa ny tenako manokana dia nahita fa ao amin ny mpampianatra mihitsy no misy lesoka lehibe, nianatra t@ sekolimpanjakana foana aho, EPP, ka hatrany @ Université, fa tsy ho voatanisa eto raha ny lesoka hitako , nisy mpampianatra iray aza , fa ohatry ny mahafaly azy mihitsy hoe be dia be ny mpianatra mahazo zéro @ matière ampianariny, soa ihany moa fa scientifique no nety tamiko dia manampy teny ny fikarohana manokana, fa angamba tokony hamafisina ny insepction hatreo @ lycée farafaharatsiny

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS