Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

25 août 2017 à 10:07 | I MATORIANDRO (#6033)

Ny ministry ny fanabeazam-pirenena no fositra @io fidinan’ny voka-panadinana io na inona lazaina hoe manome tsiny ny hafa foana !

Tsy marisika intsony ny mpampianatra taorian’reny hetsika nahavoasazy ilay mpampianatra saika voagadra iny sy taorian’ny nilazan’ilay mpanompo ny fampianarana hoe tsy azo kasihin-tanana tsy azo saziana intsony ny ankizy !

Maro no nitehaka sy tena faly taorian’iny fanampahan-kevitra noraisin’ilay mpanompo iny ka dia izao hita sy azo tsapai-tanana zao no vokany !

Vao manomboka io fa @ herin-taona dia zara raha 25% isan-jato sisa no afaka !

Tsy ho gaga tsika @ taom-pianarana ho avy io raha betsaka ny mpianatra no hamaly sy hamono mpampianatra !

Ho ela fanapahana anie i ngah mpanompo ny fampianarana !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS