Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 22h40
 

Répondre à un commentaire

24 août 2017 à 23:34 | Antony (#9838)

Eto indray dia izao, asiana ny Lalàna satria manana daholo ny firenena hafa fa ny zava-misy iainana dia hoe « Inona no mety aminao Lehibe Tompoko Indrindra ? »
Asiana io ANRE, miala tsiny ny mpiasa ao, fa satria malaza be amin’izao fotoana ny serasera amin’ny alàlan’ny tranokala. Isika tsy mba tara. Fa izao, misy taratasy ilaina any @ samy ministera fa aleo : aiza ny tômôbila, aiza ny seky karbirà mbô ahafahana maka an’lay taratasy. Maika be isika fa mila mandé ny asa.
Azonareo ilay tiana ambara : « sous-forme ».
Misy tezitra any ho any fa tsy manakina be fahatany fa mampiseho ny fototry ny olana hoe mitovy fijery ve ny rehetra amin’ny tena fampandrosoana marina sa samy manao izay saim-patany ? Tena resy lahatra ve izay nanangana an’io ANRE io hoe tena ilaina ilay izy ? Raha izay naninona ary raha natao izay nahatonga azy ho tsy nisy kianina ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS