Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 04h28
 

Répondre à un commentaire

25 août 2017 à 17:01 | katibo (#9077)

raha ireny vavan’ingahy maharavo ireny aloha dia tena hanao zavatra mihitsy izy e. Rafanjakana eo ankilany tsy matoky tena intsony. hain’ i maharavo araka izany NY manararaotra ny zavamisy. samy fetsy ny 2 tonta satria ny 1 te hosamborina mba handresy ny tolona ka hitroatra NY vahoaka, ny 1 te hitazona NY sezany. raha olomboafidy no mitarika eto dia mety hisy vokany ilay fidinana andalambe. raha hiandry fifidianana aloha dia tsy ho lany izay miseho hanohitra eo e. ireo ao ambadiky maharavo ihany koa hita mazava fa tena maika ny haka toerana alohan’ny fotoana. mahatsiaro ny Mamy tamin’ny transition angamba.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS