Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 15h54
 

Répondre à un commentaire

11 août 2017 à 11:41 | lanja (#4980)

Efa hita ny nataon’ireo nitady fahefana amin ny fidinana andalambe teto, fanakianana sy fanenjehana ranofotsiny no zavatra nentiny, dia ampidirina anaty krizy ny firenena dia ny mpamatsy vola no omena tsiny, tsy misy fijerena ny vokatry ny hetsika atao fa milalao olona @ fifandrafiana fotsiny, ilay vahoaka mihareraka hatrany, ny namana mpiaramitolona lasa mpanefoefo tampoka daholo, raha ny tenako manokana aloha dia tsy manaiky velively fanonganana miteraka korontana, na avy aiza , na avy aiza, ampy izay , aleo hifandimby eo aloha ny mavokely sy ny manga, izay no safidin ny malagasy nanmboka 2009, aoka samy hizaka ny vokatry ny atao fa hanaiky atao kilalao, hamorona krizy isaky ny misy mpandrangitra, mpandrangitra tsy manana vahaolana mazava fa maivana toy ny kobaka amabava t@ 2009 ihany

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS