Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h59
 

Répondre à un commentaire

11 août 2017 à 11:10 | Ibalitakely (#9342)

Izao tsy sasatra mihintsy ny milaza hoe ny foza dia foza foana na mahay mitsambikimbikina na tsia & ihany koa fitohizam-poza 2009 ka hatramin’izao no zava-misy : ny foza 1 tAtezamihitatra anie mody nanisy anarana hoe « jardin de la démocratie » an’io zaridainan’Ambohijatovo io fa tsy nisy hafa tsy kirimôzena no nahazo izay nanantena nampiasa ilay kianja nandritry ny tAtezamihitatra e !!
& efa voalaza ombieny ombieny fa tsy ho zana-boromanga natera-borondolo hatrany am-boalohany mihintsy izao fitondrana izao, & tsy atao mahagaga izay rehetra atony eo. Ka raha toa foza 1 nosoloinareo vahoaka foza 2 dia ireo foana no mifamadibadika eo, eny fa dia ny foza orana aza no arahina saosy dia fantatra foana ny foza.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS