Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 00h35
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 16:42 | Vaary (#9980)

Fanontaniana voalohany : ary ireto vahiny mampiasa vola (mividy tranobe, orinasa,sns) eto ireo izany dia mazava daholo ?
Fanontaniana faharoa : fa angaha moa tsy manana zo hampiasa vola any amin’ny firenen-kafa ny malagasy ?
Ny tiako hiaviana dia izao, ho avy ny fifidianana eto Madagasikara ary ny fitondrana ankehitriny dia efa hita sahady fa manilika tsikelikely izay mety ho mpifanandrina aminy. Lasa kilalao maloto ilay fomba fanaovana politika, ary sahiko ny milaza eto fa resaka politika koa io resaka Mamy Ravatomanga io. Inona moa no tokony hidiran’ny Frantsay amin’ilay resaka eto ? ary ny SAMIFIN ihany koa mba hametrahako fanontaniana, moa ve madio avokoa ireo olona manodidina ny fitondrana ireo ? Aleo mba hipetraka ilay mangarahara sy fomba fiasa madio. Ny fanamarihako farany koa dia ity ary nahalasa ny saiko, rehefa tsy azon’ny fitondrana novidina ny BIANCO dia any amin’ny SAMIFIN indray no mandeha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS