Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 18h40
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 16:32 | Jacques (#9976)

Ny zavatra hitako fotsiny dia izao, resaka fialonana no betsaka. Inona moa no tanjona amin’ny fanenjehana olona amin’ny maha mpandraharaha azy ? Saingy ny tena zava-misy dia iniana afenina ary mazana saronana zavatra hafa foana. Raisiko ohatra tsotra fotsiny, nitranga ny raharaha Claudine Razaimamonjy, dia avy ny mpitondra fa hoe miady amin’ny kolikoly, ary natao nalaza mihitsy kanefa tsy tena izay no zava-nisy, ary aiza ny tohiny ? Izaho tena mino fa misy zavatra tian’ny mpitondra hvm asarontsarona indray ao dia io manangana io indray no paik’ady atao. Ambava homana, an-tsaina mandinika tompoko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS