Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h09
 

Répondre à un commentaire

10 août 2017 à 16:22 | bolo_young (#9974)

resaka politika mifandringotra be io !!! Eto Madagasikara tsy misy resaka mazava izany fa tsy maintsy misy olona any ambadika foana. Ny fantatro fotsiny dia manao fanova-maso ireo eo amin’ny fitondrana ireo tsy efa fomba fanaony hatramin’ny nahalany ny HVM ve moa izany ? rehefa misy zavatra tsy tiany ho hita dia mody mamorona olana hafa hanodinana ny saim-bahoaka ka tsy mahagaga ahy intsony indrindra moa ity hoe Rolly Mercia ity tena jiolahim-boto tsy misy ilàna azy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS