Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h48
 

Répondre à un commentaire

8 août 2017 à 15:31 | ratiarivelo (#131)

Soa ihany fa mbola an’IREO miaro ny Fitarana tan-dalana***Misaotranao Rtoa-FANIRISOA ,ny faniriana dia mba haharitra hatramin’ny farany !anie izao hezaka hataonareo izao ! misaotra tompoko ! Hianao anie Rtoa-Be ISANDRA tsy hita marina ny famindranao e : mandinika aho indray tena mitovy FIJERY @ny ny andrian-dreraka ra-RAMBOn-tsalaka ny fandinianao ny raharaha mpirenena no matonga ahy ilaza an’izany ??? azafady raha toa ka diso fijery aho ,no sady miala tsiny aminao rahavana !!! hianao mantsy matetikika tsy hita intsony : fa melangé-nao ny akotry sy ny voniny, sady ao rahateo ny tsy fitiavanao ny TIM sy R8 izaytena tsy levon’ny vavoninao mety ho izay angamba no naha-FOZA-anao ????? sans rancune e ! samy tsara

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS