Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 09h39
 

Répondre à un commentaire

17 juillet 2017 à 12:08 | Behantra (#9165)

O ry betoko a ! sao dia 70 mille milliards kosa ilay izy !!

Misy olona afaka manome porofo ao amin’i trésor anie ry betoko an’izany endrikendrika lazainao zany e !!

Ny tenako manokana dia tsy nahita porofo momban’izany ’détournement’ izany

Asa ra fantatr’i betoko fa tsy mora foana akory ny mamoaka vola amamiliiara ao amin’i banky centrale sy ny trésor na iza izy na iza

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS