Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

17 juillet 2017 à 15:02 | Ibalitakely (#9342)

Raha tany @ faran’ny taona 2013 & fiandohan’ny taona 2014 izy dia efa sahy nilaza fa ity maparaparaka ity no déstabilisateur rehefa tsy voatendry ho praiministra ilay boakely (ny namako omaly lasa fahavaloko ankehitriny). Ka amin’izao fotoana tsy ny SMM no manakorontana ny fitondrana fa ny fitondrana no manankorotana ny SMM. Sady amin’izao tsy misy milamina izao tokoa moa inona indray no mbola ho korontanina izy hono ?? Fa rehefa avela ho azy eo ve tsy ho sempotra vao tonga any @ 2018 !! Ilay manonganongana mantsy efa hita ny vokany & ny hitondra tAtezamihitatra, enga anie ka tsy hisy izany, eo koa lasa ny mamba dia misosoka ny voay.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS