Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 14h21
 

Répondre à un commentaire

16 juillet 2017 à 16:29 | fandresena (#299)

Tafaverina eo amin’ny fitondrana Ravalomanana e ! efa fantany ankehitriny izay ataony. Ary mino aho fa manampahendrena ny Filoha amperinasa ka hampangarahara ny fifidianana. Tsy manana tombontsoa amin’ny ady antrano isika fa aoka mba samy hieritreritra lalina. Mafy anie ny mahita isan’andro ireo olona « immigrés » maty isan’andro ao amin’ny ranomasina méditérannée e ! Tahakan’ny fatin’akoho ny fihevitry ny olona azy ireny. Ary aoka samy hieritreritra fa kotabain’ny mpanera ny ady an-trano any amin’ireo tany mahantra mba hahazoan’izy ireo taova be dia be hasolo ny beantitra any aminy. Koa samia mieritreritra lalina. Hifandimbiasana ny toerana ka aleo hangarahara ny fifidianana ho fisandratan’ny fahendrena ny Malagasy. Samy efa lasa adala ankehitriny ? Sanatria anie izany !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS