Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 03h44
 

Répondre à un commentaire

7 juillet 2017 à 12:59 | I MATORIANDRO (#6033)

H@ zao ora hanoratana izao dia tsy mbola niova ny toerana hanaovana ny lanonana eo Mahamasina !

Mankahery hatrany izay ho fanapahan-kevitra ho raisin’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA izahay !

Ny teny atsipinay de tsotra fotsiny na izy rehetra na tsy misy !

Lasa nivadika mpampihorohoro isam_pokontany manao fanentanana zany zao reto fotaka mpihinanmbolam-bahoaka reto !

teny tsotra sady fohy no atoronay an’i ramboadia izay misora-tena ho mpanolo-tsain’ny erdegan de hoe tsy mbola tara nareo raha miverina @ fanapahan-kevitra zay raisinareo ny @ fibodoana an’i Mahamasina !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS