Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h40
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2017 à 14:29 | Ibalitakely (#9342)

"1- Les perturbations des manifestations du KMMR version 2003 (Komity Miaro ny Marina sy ny Rariny) par les gros bras à la solde du Président Ravalomanana ;
2- Les NOTAM du Président Ravalomanana contre Pierrot Rajaonarivelo."
Tahaka ny voalaza hatramin’izay Ndimby aza dia tia mompitovy zavatra tsy mitovy, satria i Deba [izay tsy nahatarika miaramila t@ izany fotoana na dia sady hoe « le plus ancien dans le grade le plus élevé & chef suprème des armées, nefa miaramila vitsy toa ry Koutity, Rahintso, Balbine & Ramaroson pilote hélico no mba nanaraka azy »] no namoroporona milisy nanao « barrage anti-économique » tany Brickaville & nanapoaka ny tetezana tany Fatihita, ka izany no nampisy ny Kaomity Miaro an’i Marc Ravalomanana. & i Rajaonarivelo Pierrot kosa indray ange ka nandritry ny « période électorale » izy no, izay noalokalofan’ny frantsafrika tany ho any, nipoitra tampoka tsy hay hoe ahoana, iza no naniraka sns ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS