Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Répondre à un commentaire

21 juin 2017 à 12:05 | Ibalitakely (#9342)

Efa voalaza ombieny ombieny fa tsy ho zana-boromanga natera-borondolo hatrany am-boalohany mihintsy izao fitondrana izao, & tsy atao mahagaga izay rehetra atony eo. Ka raha toa foza 1 nosoloinareo vahoaka foza 2 dia ireo foana no mifamadibadika mitsiparaparaka eo ny foza orana na arahina saosy vaotabia be tongolo-poavatra-sakay tany-dobera- sns tsy hatsiro velively.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS