Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

20 juin 2017 à 11:28 | TSIKOZA (#7624)

Hi ! hi ! hi ! Filoham-pirenena mandray amin’ny foma ofisoaly sakafo fa tsy fandrosoana ! hin ! hin ! hin ! mamplelo beu leto mpitonja malagsy leto, hin : hin ! hin ! sakafo omeko azy de ny volamenany no alaiko ! Tena babakoto malina leto gasy leto an ! hin ! hin !
Aiza ve ka dia ny filoha mihitsy no tonga eto handray ireo vary ireo ? Tsy vitan’ny minisitrin’ny fambolena na ny PM anga izy io ? Efa mazava eto fa ny BNGRC no mandray sy mitantana an’io fa tsy ny HVM. 
Tsy tokony hitsabahan’ny HVM io ary fanampiana ny tra-boina fa tsy ho zaraina tahaka ny fanaonareo tato ho ato izay.
Tadidintsika tsara angamba fa tonga teto ara-potoana ireo pompiers avy any la réunion hamonjy sy hizara fanampiana amin’ireo tra-boina amin’ny faritra voatendry tao anaty ny programanjareo ; niziriziry indray ny fitondrana te hitantana izany fanampiana izany ka tsy nahafaly ireo vahiny. Vokany niverin-dalana ireo pompiers marobe saika hanampy antsika no sady saika hanala fahasahiranan’ireo mponina niharan-doza. MENATRA AHO TAMIN’IZANY AN !
FAHAFAHAM-BARAKA ; izay no azo andikana izao tranga izao satria efa firy volana aty aoriana vao tonga ny fanampiana ; efa firy ny maty hatr’eto ? Ny sakafo izay tokony ho vitantsika eto antoerana dia mbola angatahina any ivelany. Vitrine no atao eny Iavoloha nefa tsy aparitaka manerana ny nosy mba ho tahafin’ny tantsaha. Ny fandriam-pahalemana marefo isanandro ve ka mba ahafahana mihary sy mamboly ? Tsy possible hoy ny tanora !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS