Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h19
 

Répondre à un commentaire

20 juin 2017 à 08:21 | lysnorine (#9752)

@ kartell-19 juin à 12:10
Voafintinao tsara amin’ireto fehezan-teny manaraka ireto ny PÔLITIKA MAHAFATY fa tsy mampandroso an’i Madagasikara na MBA MAMPIHENA AKORY ny FAHANTRANA mianjady amin’ny sarambaben’ny vahoaka malagasy mitrongo vao homana.

Antitranterina tsara etoana fa nampiharina teto Madagasikara, indrindra indrindra hatramin’ny NANJERANA ny prôfesôra ZAFY Albert tamin’ny 1995 ka namerenana an’Ingahy Ratsiraka teo amin’ny fahefana, io pôlitika mamohehatra io, dia fanaovana varo boba ny harem-pirenena sy fivarotan-tanindrazana ara-bakiteny.

NOHAMAFISIN’Ingahy Ravalomanana tamin’ny pôlitika famelomana ankitsirano izao ny « CHARTE LAMBERT » vivarotan’-dRADAMA faha-2 an’i Madagasikara tamin’ilay « affairiste » Lambert (1856, nataony sonia antsokosoko, dia 1861) tamin’ny alàlan’ity hoe « EDBM » ity [Economic Development Board of Madagascar] izay toa olon-kafa firenena rahateo no notendry hitantana azy ka nahatonga

1°ny HADALANA bevava nanomezana an’i RIO TINTO ny fitandrahana ny FASIMAINTY sns. any Taolanaro ary ny seranan-tsambo EHOALA ho aorina miaraka amin’ny vola samborin’ny fanjakana malagasy . Inoana fa fahavoazana be tahaka ny amin’i Rio Tinto ihany no miandry an-dRamalagasy mandritra ny...enimpolo (60) taona hitrandrahan’i Toliara Sands SARL (World Titane Holdings Ltd atsy Môrisy) FASIMAINTY sy ZIRCON ary RUTILE ao RANOBE (Toliara) ;

2° Ny nampahalaniany lalàna manome alàlana ny olon-kafa firenena hividy tany eto Madagasikara ;

3° Ny fakan-tahaka befahatany ny any ivelany tamin’ity hoe « PPP » ity [Public-Private-PARTNERSHIP] izay tsy antonona velively ny ambaratonga misy an’i Madagasikara. Tsy nisy nahamaika azy rahateo ny fanaovana miaraka amina mpihaza tombon-karena sy tombom-barotra avy any ivelany (« investisseurs PRIVÉS étrangers ») « infrastructures » izay tsy mampitombo ny VOKATRY ny mpamokatra. Araka ny fampitandremana feno fahendrena ataon’ny bokin’ny Eklesiastika (Baiboly Katôlika) izay tokony mba ataon’ny mpitondra sy ny mpanao pôlitika eto amintsika masaka ao an-dohany :
 :
13 : 2b- AZA MIKAMBANA amin’ny olona mahery sy manan-karena noho hianao, Fikambanana inona no azon’ ny vilany tany sy ny vilany varahina atao ? Hopohin’ny vilany varahina ny vilany tany ka HO MONTSANA ..
13 : 17-18 : Fihavanana inona no mety hihavanan’ ny mpanan-karena sy ny mahantra ? Ny ampondra no firembin’ny liona any an’ efitra ; toy izany ny MAHANTRA dia FIREMBIN’ny MPANAN-KARENA

Notohizan’Ingahy Rajoela sy nohateveniny izaitsizy io pôlitika io, ary tsy nidify tamin’izany lalan-kitan-kisoa izany koa ny fitondrana ankehitriny. Arak’izany tsy dia misy ilana azy loatra izany fifidianana izany sy ny fanovana tarehy ny olona eo amin’ny fitondrana ankehitriny raha tsy misy kandidà manolotra ho prôgrama hifidianana azy ny fanaovana ambany ambony io pôlitika narahana nandritra ny folo folo taona io .

« La manière, dont le pouvoir compte « industrialiser » le pays, est atterrante !….[ ABERRANTE et STUPIDE ]

« La destruction du pays est sur la bonne voie, loin d’une capitale coupe-gorge qui étouffe et VEUT JOUER DANS LA COUR DES GRANDS dans un concours narcissique insulaire, mortifère !….

cf FANDROAHAN’NY ORINASA MALAGASY ny tompon-tany Malagasy amin’ny taniny :

“la priorité des plans d’actions se résume dans le processus de SÉCURISATION FONCIÈRE avec comme condition sine qua non la mise à jour des états parcellaires, ainsi que la MATÉRIALISATION du matérialisation du partenariat public privé (PPP). La COORDINATION et la RÉALISATION de la SÉCURISATION ont été confiées à l’AGETIPA, l’ONG Ezaka ho Fampadrosoana ny Ambanivohitra (EFA), GIS Consulting et un consultant environnemental, toutes des sociétés de droit malgache”

« L’île a été transformée en supérette où les entreprises voyous « sans-frontière » y viennent faire leur marché, facilitées par un pouvoir, TROP CONTENT D’ENCAISSER QUELQUES BACCHICHS , au passage, les temps sont durs, très durs ! »…

CF “Les maires au sein des zones d’impacts du projet d’ilménite de Ranobe dont ceux de Tsianisiha, Ankilimalinike, Belalanda, Maromiandra se déclarent impatients notamment en ce qui concerne LES CONSTRUCTIONS. [les AUTORISATIONS] relatives à la phase de construction et des accords de principe sont encore EN COURS DE VALIDATION ”
.
Notre président, globe-trotteur d’état, qui fait l’essuie-glace à chacun de ses voyages touristiques DONNE à ce petit monde impitoyable des mines, un SIGNE FAVORABLE pour conclure des AFFAIRES EN OR !…

LES PORTES SONT GRANDES OUVERTES pour que ce phénomène prenne une ampleur considérable et malgré quelques timides oppositions des populations locales, souvent grugées par quelques AIDES FACTICES ,

CF “La phase de construction va toucher les INFRASTRUCTURES LIÉES AU SITE MINIER , telles que la route qui va traverser plusieurs communes et qui est conçue PÔUR ÉVACUER LES MINERAIS , et la jetée qui sera construite pour exporter les produits après séparation.”
[NB. Selon Toliara Sands, ils n’ont guère besoin de faire beaucoup d’investissements en infrastructures !]

« notre île deviendra-t-elle, désormais, celle de la désolation ?…Le chemin est pris, il est en train de se transformer en autoroute de la RUINE !….. »

Notre île est DÉJÀ DEVENUE, en grande partie, depuis un certain temps, la PROPRIÉTÉ d’ « entreprises voyous “sans-frontière” » , de toute nationalité, qui s’activent dans le secteur minier, l’agro-industrie, la pêche, les télécommunications, tout en profitant de la DÉNATIONALISATION DES INFRASTRUCTURES de base, des banques, etc...
Elle roule à tombeaux ouverts vers l’EXTINCTION de sa population « indigène » et de sa « LANGUE » au cours des...60 prochaines années , à l’instar des « premières nations » du continent american ou océanien .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS