Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 17h12
 

Répondre à un commentaire

14 juin 2017 à 10:17 | LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)

Ilaina ny dinidinika ambany tafon-trano sy ambany ravin’ahitra ary ambodi-kily.
Ilaina ny mitaky ny zonao.
Ilaina ny maka ny andraikitra tandrify anao ihany koa fa tsy miandry andrazaka sy hivalana.
Ilaina ny manome ohatra ary mila ankaherezina sy tohanana ireo manao ny ainy tsy ho zavatra sahy mijoo ho vavolombelona @ izany.
Ilaina ny firaisan-kinan’ny mpandala ny Fahamarinana.
Ny mitabe tsy lanin’ny mamba lava rambo.

- Mbola Ilaina hatrany ve ny mitazam-potsiny sy manao kabary ambony vavahady ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS