Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 16h07
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2017 à 15:52 | lanja (#4980)

anjaran ny fanjakana ny manenjika mpanao ratsy, fa tsy mazava mihitsy ny mahamaika an’ i Ndimby mampifangaro ny fanjakana eto sy ny vahoaka malagasy , rehefa tsy mahavita ny asany ve ny fanjakana dia i Ngahy Ndimby no hifona.... nisy malagasy naka ankeriny teto, andro maro, maty ny zaza iray, nifona t@ iza i Ndimby ? ny fanaovana lahatsoratra toy izao dia fampiroboroboana ny communautarisme fotsiny, rehefa samy malagasy dia samy tokony handray andraikitra, indrindra raha resaka sécurité, fa tsy indraindraina hoe malagasy ny olona iray rehefa misy ilany izany, fa karana izy rehefa misy resaka sécurité

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS