Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h13
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2017 à 19:40 | lysnorine (#9752)

Famoaboasan-kevitra vitsivitsy mikasika fehin-teny notsongaina tao amin’ilay lahatsoratra :

« Il y a certes des Karana arrogants vis-à-vis de la loi, sous prétexte d’avoir de bons appuis politiques »

Tsy mahagaga velively ny fanjakazakan’izany Karana izany ! Hatramin’ny andron’Ingahy Ratsiraka izay metisy Karana ( zaza sary tsy voatsangana) ny DIRECTEUR DE CABINET-ny, SOLOFOSON Georges ! Niara-niasa akaiky tamin’ny sampan-pitsikiloana DGDID ny « communauté » Karana teo amin’ny fanenjehana izay mety mpanohitra ny Boky Mena sy ny Tolom-piavotana tamin’izany fotoana izany. Ary dia vao mainka niha-lasa mpanefohefo aoka izany izy ireo na iza na iza no teo amin’ny fitondrana an’i Madagasikara, ka izy no lasa tompon’ny zava-dehibe rehetra antoky ny fandrosoan’ny toe-karena eto Madagasikara (secteurs stratégiques)

« Cette communauté qui fait partie intégrante de la Nation malgache »

. Aoka hotsakotsakoina tsara fa, araka ny Code de nationalité Malagasy mbola velona, dia tsy mety ho ara-dalàna mihitsy ary TSY MISY AFA-TSY NY KOLIKOLY no nahazoan’izay Karana milaza azy ho isan’ny olom-pirenena malagasy, izany satam-pirenena izany. Marihina tsara fa avy hatrany dia « citoyen français » ny Karana rehetra teraka teto Madagasikara tamin’ny andron’ny Fanjanahan-tany (jus soli), Zo tsy mba nomena ny TOMPON-TANY MALAGASY.

Koa tsy ny MPITSARA nirai-tsikombakomba tamin’izany fandikana lalàna izany ve no tokony hofotoran’ny BIANCO sy ny syndicat de la magistrature » kokoa, hatrany amin’ny fakany sy ny antsipiriany rehetra, toy izay « mi-zesta » amin’ity raharahan-dRatoa Razaimamonjy Claudine ity ??

Ohatra hampamarininy ny fanambarana momba ny HETRA (déclaration d’impôts) nataon’ny mpitsara ananana ahiahy nandritra ny...folo taona lasa (ohatra) sy ny NALOANY dia ampitahaina amin’ny hareny sy ny endrika ivelan ’ny hareny (« SIGNES EXTÉRIEURS DE RICHESSES ») !

« elle [cette communauté] continue à être traitée en paria par certains de nos compatriotes à l’esprit obtus »

Aoka koa mba hahavatra mandinika tsara ny tantara ahitana ny toe-dohan’ny Karana teto Madagasikara alohan’ny hanevatevana ny Malagasy ho tery saina :

JORF du 7 février 1909
Ministère des colonies
Renseignements sur le fonctionnement du service judiciaire et du service de l’enseignement à Madagascar [Extraits d’un rapport du gouverneur général adressé au ministre des colonies)
Service de l’enseignement, pp.1347-1348
Dans les villes où l’élément indien est important des CLASSES D’INDIENS ont été créées ; elles sont dirigées soit par des instituteurs français soit par des maîtres indiens connaissant la langue française soit par des instituteurs indigènes qui enseignent à leurs élèves le malgache et le français.
J’ai autorisé ces créations dans le but de donner satisfaction aux VŒUX
maintes fois exprimés par les COMMERÇANTS INDIENS des principales villes de l’Ouest dont le degré de civilisation est relativement avancé et QUI NE VEULENT, À AUCUN PRIX, LAISSER LEURS ENFANTS EN CONTACT AVEC LES ENFANTS INDIGÈNES. (p.1348)

Koa :

« S’attaquer par les mots et les gestes aux [ Malagasy], juste parce qu’ils [dénoncent les comportements odieux DEPUIS TOUJOURS de BEAUCOUP de Karana à leur égard, dans leur propre pays] est abject »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS