Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 14h39
 

Répondre à un commentaire

16 mai 2017 à 16:03 | Ibalitakely (#9342)

Izany eo ihany fa ny ataon’ny JIRAMA & ny fitondrana no tena loza :
FACTURE JIRAMA
Fa tsy atao mahagaga raha tokony mandoha irony antsohina hoe subvent° irony @ JIRAMA ny fitondrana foibe satria raha efa ho 400% ny vola alohan’ny mpanjifa @ JIRAMA noho ny haba & hetra alaina aminy, ity ohatra eo ambany ity tonga dia manazava ny tena fandehany : raha eo @ Ar 6 355,00 eo ny vidin’ny jiro [kilowatts] lanin’ny tokan-trano iray ny volana janoary 2017 teo [io hita eo ambany io] fa tafakatra any @ Ar 24 238,00 izany rehefa ampiana ny taxes & redevances isan-karazany, izay misy tsy fantatra akory ny dikany & antony.
- date d’édition : 10/02/2017.
- nouvel index compteur : 433 KWh - quantité : 31 KWh
- 1° tranche : prix unitaire : Ar 205,00 montant : Ar 6 355,00.
- 2° tranche : Ø Ø.
- redevance JIRAMA : Ar 7 382,00 ???
- Prime fixe : prix unitaire : Ar 3 102,00 montant : Ar 10 236,60 ???
- taxe communale : Ar 186,00
- redevance Fonds National pour l’Électrification Ar 79,36
Total : Ar 24 238,96
* tsy ny vidin-jiro izany no miakatra fa ny facture ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS