Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 07h35
 

Répondre à un commentaire

15 mai 2017 à 17:51 | vohitsara (#8896)

Ry Ismaèl sy ry Nourbhay, na amin´ny ankapobeny ; ry Akbaraly sy Fatsourala dia samy Mafia daholo.
Na hifamono ho faty eo aza ireo dia tsy maninona mihintsy satria dia mifanaraka amin´ny seléction naturelle araky ny teorian´i Darwin daholo izany.

Ny mahagaga fotsiny, dia ny tsy fidiran´ny fanjakana malagasy an-tsehatra mihitsy.

Mipetraka ny fanontaniana :
(1.) Matahotra ireo Mafia karabo ve ny fanjakana sy mpitandro-filaminana malagasy ?
(2.) Efa voakaraman´ny Mafia karabo ve ny fanjakana sy mpitandro-filaminana malagasy ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS