Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 16h21
 

Répondre à un commentaire

20 avril 2017 à 09:01 | I MATORIANDRO (#6033)

Misy diso be ny tiako ho lazaina omaly ; ny tena tiako lazaina de zao :« aleon-ty fitondrana fotaka natsangan’domelina sy ny forongony ty halam-bahoaka toy izay halan’reo andevo mpangalatra, mpangoron-karem-pirenena sy mpivarotra tanindrazana mialokaloka manodidina azy reo » ; ka noho izany araky ny fomba fiasany dia tsy hamaly sy haneho fahamatoran-tsaina eo mihintsy ry zareo reto mahaksika ty raharaha ty fa dia avelany ho mamtsina tanteraka eo ny toe-draharaha.

Mahakasika ty hetsika ataon’reto sendika mivorivory reto dia tsotra fotsiny rehefa tsy mahasahy mivantana mitaona vahoaka hanongana zao fitondrana kitoatoa zao dia mangina fa aza manao sarin’ady fotsiny !

Io ve de tsy resy eee !!!

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS