Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 10h33
 

Répondre à un commentaire

19 avril 2017 à 15:05 | I MATORIANDRO (#6033)

Taratasy ho an’dramboadia

Any ianao r’ilay mpanolo-tsaina mahatoky an’dry hery vay manta. Soso-kevitra tena tsotra nefa mahomby no atoroko anao mba hanoroanao saina an’reto olona lelafinao reto ; satria moa zany efa tena an-tenda ny ainareo mianakavy ao @ ty raharaha klodin ty de zao e, tsara raha karakarainareo haingana faran’izay haingana ny momba an’i klodin dia milamindamina daholo ny afera maizina rehetra mety ho atsikafony tahaka ny nataon-dratsiraka t@ fotoan’androny t@ reo namany izay noahiahiany fa mitady hamadika azy ;

Matoky aho fa dia ho vakinao sy ho taterinao soa aman-tsara any @reo tompomenakelina zao resaka mety ahasoa an-dry zareo izao.

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS