Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

18 avril 2017 à 12:29 | Behantra (#9165)

Miarahaba

Ela be vao mahazo ’connection’ interinety .. enga anie ka tsy isy délestazy indray !!

Hono aho e : tadidinareo moa ilay vehivavy mapar makorelina tratra ny emmoreg nitondra vola mitetina roa miliara ?

Tsy hoe avy aiza io vola io , fa hoe nakaiza , iza tamin’ireo zandary no naka any ilay valizy tao amin’i kaofra , ary nataony taiza ?

Satria mantsy anie ny any raclodinona dia aférana 500 millions , kanefany 2 milliara ny any ramako mapar ?

Misy manao arizato ampandriana , manantena lakaoly avy amin’ny paoly !!

Miandry mafy fanasoavana , teny midina , ary agamba tapolaka mahafonza miaraka amin’lay
antsoina hoe ’chainon manquant ’

Eeeee indrisy : manantena tsy misy no sampona

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS