Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 10h04
 

Répondre à un commentaire

19 avril 2017 à 10:44 | Behantra (#9165)

’Ho fanandevony mandrakizay ..... na afaka zato taona ’

Tamin’i taona 1971 , nisy any zany atao Lechat izany , frantsay ministra ny ’travaux publics’

Averiko indray : frantsay ministra , i Tsiranana noho filohan’ny nosy tamin’izany

Bernard D... , polytechnisiana frantsay , tonga teto Madagasikara anao stazy

Io Bernard io dia olona tia milaolao ’echecs’ , isaky ny Anjoma ariva , tao amin’i ’Terminus’ , noho
mifapikatroka ny tia any io laolao io

Ity Bernard ity moa dia nivazavaza hoe : tsy mba iaraka amin’ireo vazaha manodikodina ny vola avy any amin’i ’hexagone’

Dia niaraka niasa tamin’ny Lechat izy ... herin-taona avy eo dia ny namany tsotso
ka no niteny hoe : lasa nody i Bernard ... nahazo 50% tany amin’ny Lechat

Asa ra mba azonareo antsaina izany atao hoe 50% zany : amamiliara (nisy niteny hoe : 3 milliards CFA) , 1franc CFA = 2 francs français

Ary io lazain’i Lisy io dia marina , reo milaza azy ho ’expert’ FMI sy BM vahiny no tena fototrin’i
fanodokodinana vola eto Madagasikara

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS